AZONAO HENOINA MIVANTANA ETO AMIN'NY RADIO VATSY FPMA NY FIZOTRA NY CHOEUR UNI :
- Ny Fanompoam-pivavahana fanokafana ny alakamisy 17/05/2012 amin'ny 2ora sy sasany sy ny alahady famaranana 20/05/2012 amin'ny 9 ora sy sasany;
- Ny Antsapanahy ny asabotsy alina 18/05/2012 manomboka amin'ny 6 ora
- Resadresaka mivantana haharitra ora roa isan'andro (17-18-19/05/2012) farafahakeliny amin'ireo mpiandraikitra, mpikambana AMF, mpanatrika ny lasy, hafa
|