Fihainoana Mivantana ny Radio
Raha misy olana ny fihainoanao ny radio
(miverimberina na mijanona)
amin'ity
mpamaky ity dia tsindrio ny
F5
.
Fifidianana Mpamaky Hafa
Winamp
Windows
Media Player
RealPlayer
Fifandraisana :
radiovatsy@fpma.net
Fandaharana mandritry ny 04 - 11 Janoary 2009
Herinandro faha-2
HAFATRA SY FIARAHABANA
Dr Jean A. RAVALITERA: Mpitandrina; Filoha synaodaly FPMA.
Fiarahabana tratry ny taona avy amin'ny Filohan'ny FPMA.
FAMPIANARANA
Atoa Théodore RANDRIAMANANTENA: Mpitandrina Tafo FPMA Grands Champs Paris, Filoha Mpanampy FPMA.
"Maria Virjina" tapany faha-2.
DINIDINIKA AMBANY TAFOTRANO
Mpiandraikitra Tafo FPMA Grands-Champs.
(Tsy nahazoana raki-peo)
FANOMPOAM-PIVAVAHANA
Mitarika: Rtoa Viviane BAKER; Mpitandrina. Mitoriteny: Atoa Théodore RANDRIAMANANTENA; Mpitandrina.
Fiderana an'Andriamanitra; Tafo FPMA Grands-Champs.
VAOVAO AVY ANY MADAGASIKARA
Nanomana sy manolotra: Atoa Barimanana RANDRESIARISOA.
RESADRESAKA
Sampana Tafo FPMA Grands-Champs.
(Tsy nahazoana raki-peo)
RESADRESAKA
Mpiangona Tafo FPMA Grands-Champs.
(Tsy nahazoana raki-peo)
FAMPIANARANA TENY MALAGASY
Atoa Jarisoa RAKOTOARIVELO : Mpikambana Vaomiera ny fampianarana ny Teny Malagasy.
Lesona fahatelo: Ny vaninteny sy ny fototeny.
©
FPMA
- Radio Vatsy :
radiovatsy@fpma.net